Radio Mana Balsama

Ny Radio Mana Balisama dia nisokatra amin'ny fomba ofisialy tamin'ny 1er Mai 2020. Ny Tale Jeneraly dia i Rahalahy Samson. Ny maridrefy FM ahazoana mihaino ny Radio dia ny 98.6 Mhz.


Collège Jane Collins - Sabotsy Namehana

Ny Collège Jane Collins - Sabotsy Namehana dia nijoro tamin'ny -daty-. Ny Tale dia ...... Pejy eo andalam-panamboarana. Contact : Téléphone : Email : Adresse :


Lycée Jane Collins Ankorondrano

Ny Lycée Jane Collins Ankorondrano dia niorina tamin'ny ...... Efa nifandimby nitantana ny lycée ireto voalaza anarana manaraka ireto : Atoa Ra.........., taona 1990 - taona 1995 Atoa Ra.........., taona 1995 - taona 2000 Atoa Ra.........., taona 2000 mandrakandroany Contacts : Téléphone : Email : Adresse :

Ireto avy ny foto-drafitrasa misy ao: trano fianarana,trano famakiam-boky,birao, trano fianarana "informatique"


Centre de Santé Mitsinjo

Ny Centre de Santé Mitsinjo dia najoro tamin'ny taona 2015 mba ho fitsinjovana ny fahasalaman'ny mpiarabelona eto Madagasikara. Ny komity mpitantanana ny centre dia ireto manaraka ireto : Pejy eo andalam-panamboarana.


Departemanta Literatiora

Departemanta Literatiora Ireto avy ireo mpikambana ao amin'ny Komity :


Ecole Jane Collins Ambohimahasoa

LYCEE PRIVE JESOSY MAMONJY JANE COLLINS AMBOHIMAHASOA Rehefa nafindra toerana teto Ambohimahasoa ny Pasteur ANDRIAMANJATOMANANA Benja mivady dia nasain’ny Pasteur RATAFY Léon Filohan’ny Fikambanam-pivavahana Jesosy Mamonjy hanorina Sekoly avy hatrany dia tsy nangatak’andro izahay fa nikarakara ny Taratasy ara-panjakana ahafahana manao izay ary dia nosokafana tamin’io Taona io ihany ny Sekoly. Izay efitrano nananana aloha no nampiasaina tany am-boalohany mandra-panangana fotodrafitr’asa vaovao. Mpianatra 02 no niaingana tany am-boalohany dia ireo zanakay mirahavavy, ary dia nitombo tsikelikely : 04 avy eo 60, ny taom-pianarana manaraka 120 … ary efa 430 izy ankehitriny. Ny Pasteur ANDRIAMANJATOMANANA Benja Sy ny Evanjelistra RAHELIARISOA Anne…


Ecole Jane Collins Ambohitsaratelo

Mbola eo am-panamboarana


Ecole Jane Collins Ampitatafika

Mbola eo am-panamboarana


Lycée Jane Collins Ambohimahasoa

Mbola eo am-panamboarana


Ecole Jane Collins Ankofafalahy Fianarantsoa

Raha manana "information" na sary mahakasika ity sekoly ity ianao dia iangaviana mba handefa izany amin'ny adiresy mailaka webmaster@jesosymamonjy.mg na hiantso ny laharana ...




FIZAPI - Fikambanan'ny Zanaky ny Mpitandrina

Pejy mbola eo ampanamboarana.

Misaotra anao nitsidika.


Musics and Voice Orchestra

Ny Musics and Voice Orchestra Jesosy Mamonjy dia Sekoly Fampianarana mozika eto amin’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy, niorina sy niasa nanomboka ny taona 2006, nahazo fankatoavana eo anivon’ny Filankevim-pitondrana Jesosy Mamonjy, ary eo ambany fiahian’ny Departemantan’ny Famoronan-kira Jesosy mamonjy izay sampan-draharaha eo anivon’ny Biraon’ny Firaisan’ny Mpitandrina.

Manana Birao Mpitantanana sy Mpampianatra ary Mpanabe ny Musics and Voice Orchestra izay eo ambany fiandraiketan’ny Tale Mpamorona (Initiateur de projet).

Ny Sekoly dia manana tanjona fototra dia ny hanangona ny zanaky ny Fiangonana tsy hiala eo amin’ny kianjan’Andriamanitra, hizarana ny Tenin’Andriamanitra sy ny fomba fanompoana nentin’ny Mpanorina ny Fiangonana, ary ny hitondrana azy ireo…