15è Anniversaire FJM France ny 01-03/11/2024 au Chateau de Miss sur yvonne FJM Ankazondandy
Début : 01-Nov-2024 - Fin : 03-Nov-2024
Catégorie : Autre
15è Anniversaire FJM France ny 01-03/11/2024 au Chateau de Miss sur yvonne
Début : 01-Nov-2024 - Fin : 03-Nov-2024
Catégorie : Autre
Evangélisation et convention FJM Marovoay Faritra Boeny ny 26-29/09/2024 isaky ny amin'ny 05 ora hariva
Début : 26-Sep-2024 - Fin : 29-Sep-2024
Catégorie : Convention
Evangélisation Bypass Manandona ny 26-29/09/2024 isaky ny amin'ny 03 ora ao amin'ny terrain football
Début : 26-Sep-2024 - Fin : 29-Sep-2024
Catégorie : Evangélisation
Evangélisation FJM Mahajanga ny 19-22/09/2024 ao amin'ny Banja Toalaza
Début : 18-Sep-2024 - Fin : 22-Sep-2024
Catégorie : Evangélisation
Evangélisation FJM Vakinakaratra MEJM 18-22/09/2024 isaky ny amin'ny 04 ora ao amin'ny tany malalaka poste 13 Amboronomby Antsirabe
Début : 18-Sep-2024 - Fin : 22-Sep-2024
Catégorie : Evangélisation
Fanokanana Fiangonana FJM Tanambe 24/08/2024
Début : 24-Aug-2024 - Fin : 24-Aug-2024
Catégorie : Autre
Fitokanana Fiangonana FJM Tanambe 24/08/2024
Début : 24-Aug-2024 - Fin : 24-Aug-2024
Catégorie : Autre
Fitokanana Fiangonana Bemahatazana Bongolava 08/09/2024
Début : 09-Aug-2024 - Fin : 09-Aug-2024
Catégorie : Autre
Fitokanana Fiangonana JM Bembary ao amin' ny distrikan'ny Moramanga faritra Alaotra 27/07/2024
Début : 07-Jul-2024 - Fin : 07-Jul-2024
Catégorie : Autre
Asaina isika rehetra eto amin'ny fiangonana mba ho tonga hitsangatsangana sy hamboly hazo ny Alatsinain'ny Paska 01 Aprily 2024 eny amin'ny FIAKARANA IVATO
Ny fiaingana dia eto amin'ny Foibe Ankorondrano amin'ny 07 ora sy sasany maraina.
Ireo izay handeha
Début : 01-Apr-2024 - Fin : 01-Apr-2024
Catégorie : Autre
Voageja-pahotana ? Marary tsy mety sitrana ? Itambesaran'ny olana ?
Aza kivy. Mbola misy hevitra ahatafavoaka anao JESOSY ilay ilainao
Tongava hiaraka aminay Herinandro masina no sady fitoriana filazantsara
28-29-30-31 Marsa isaky ny amin'ny 02ora tol
Début : 28-Mar-2024 - Fin : 31-Mar-2024
Catégorie : Evangélisation
Vavaka sy fifadian-kanina ho an'ny fiangonana rehetra eto amin'ny faritra Analamanga
Entanina isika rehetra eto amin'ny faritra Analamanga mba ho tonga eto amin'ny Foibe Ankorondrano mba hiara hivavaka sy hifady hanina manomboka ny alatsinainy 11 Marsa ka
Début : 11-Mar-2024 - Fin : 17-Mar-2024
Catégorie : Autre
Fitokanam-piangonana tao Fotsialanana, Fenoarivo Antsinanana , faritra Analanjirofo
Isaorantsika Andriamanitra fa vitasoa ny fiangonana any an-toerana ka niroso tamin'izao fitokanana izao.
Olo-manakaja maro samihafa no tonga nanome voninahitra ity fotoana
Début : 25-Feb-2024 - Fin : 25-Feb-2024
Catégorie : Autre
Ny fiangonana Jesosy Mamonjy dia tsy mijanona ho amin'ny lafin'ny finoana fotsiny ihany na koa ny resaka ara-panahy. Izany indrindra no nanangana ny Departemanta misahana ny ara-tsosialy.
Maro tokoa ireo hetsika efa vita toy ny : formation en patisserie.
Début : 11-Nov-2023 - Fin : 11-Nov-2023
Catégorie : Asa sosialy
FANOLORANA TAMIN'NY FOMBA OFISIALY NY MAMBRA VAOVAO AO AMIN'NY BIRAON'NY FIRAISAN'NY MPITANDRINA
Ireto manaraka ireto ny anjara andraikitr'izy ireo :
1er vice président : RAKOTOTSOHARANA Honoré
2e vice président : RANDRIAMANANTENA Richard
1er Secrétaire G
Début : 29-Oct-2023 - Fin : 29-Oct-2023
Catégorie : Autre
Ny Fiangonana Jesosy Mamonjy sy ny Departemanta sosialy dia nanatanteraka ezaka fanampiana ireo mpianatra.
Tao anatin'izany dia nisy ny fizarana fitaovam-pianarana maro samihafa toy ny : kitapo , cahier , trousse , sns.
Maro ireo ankizy nisitraka izany.
Début : 26-Aug-2023 - Fin : 27-Aug-2023
Catégorie : Asa sosialy
Ny fiangonana Jesosy Mamonjy dia manao fitsidihana ny fonja, ireo Hopitaly ka ny tanjona amin'izany ho fanampiana sy fitondrana am-bavaka. Ao koa ireo fanampiana hafa.
Début : 01-Apr-2019 - Fin : 01-Apr-2019
Catégorie : Asa sosialy
Asaina isika rehetra ho tonga hanatrika ny Fitoriana Filazantsara izay hatao eto @ Fiangonana Jesosy Mamonjy Anjatoka II - Ambovombe Androy, ny 18 - 21 Mai ho avy izao.
Fihaonanao mivantana @ Teny sy Fanahy, Ka hamotehan'Andriamanitra izay rehetra nanapot
Début : 18-May-2017 - Fin : 21-May-2017
Catégorie : Evangélisation
Excursion - Evangélisation
Début : 28-Mar-2013 - Fin : 01-Apr-2013
Catégorie : Evangélisation
Fitoriana Filazantsara
Début : 27-Aug-2012 - Fin : 01-Sep-2012
Catégorie : Evangélisation
Fanokanam-piangonana Mahabo-Morondava
Début : 20-Aug-2012 - Fin : 21-Aug-2012
Catégorie : Inauguration
Fitoriana Filazantsara 2012
Début : 12-Aug-2012 - Fin : 19-Aug-2012
Catégorie : Evangélisation
Fanokanana Mpitandrina
Début : 02-Aug-2012 - Fin : 02-Aug-2012
Catégorie : Consécration pasteur
Fitokanam-piangonana Antsiraraka Menabe
Début : 13-Aug-2011 - Fin : 14-Aug-2011
Catégorie : Inauguration
Fitokanam-piangonana Ambovombe Centre Manandriana
Début : 16-Jul-2011 - Fin : 17-Jul-2011
Catégorie : Inauguration
Fitokanam-piangonana
Début : 18-Sep-2010 - Fin : 19-Sep-2010
Catégorie : Inauguration