Tantaran'ny Fiangonana Jesosy Mamonjy
Ary nony mamatonalina, dia nisy antso hoe: Indry ny mpampakatra! mivoaha mba hitsena azy.
"Au secours"!! un enfant se noie !
« Nous avons connu l'amour que Dieu a pour nous, et nous y avons cru. Dieu est amour ; et celui qui demeure dans l'amour demeure en Dieu, et Dieu demeure en lui ».
1 Jean 4:16.
Ny iraka voalohany indrindra ampanaovin'ny Tompo Jesosy dia ny Fitoriana ny Filazantsara amin'ny olombelona rehetra maneran-tany, indrindra fa ny eto Madagasikara. Ary ny lohalaharana amin'izany dia ny Fibebahana (ilay Fibebahana tena izy sy lalimpaka) ahazoana ny Famonjena ny Fanahy.
Quel roi d’Israël fut assassiné durant une beuverie ?
Indice : (1 Mpanjaka 16 : 8-10)